Dikan'ny teny : fisakanana

Hampiditra dikany hafa
(sakana) a.: Fanasiana fefy: Nasiana fefy f'tsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby. ? Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana. ? Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian'i Soa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073