Dikan'ny teny : fisakana

Hampiditra dikany hafa
1. (sakana) a.: Fomba entina misakana. ? p.t.: Azo sakanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Fisakàna (saka) a.: Fakana, fihalorqna (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0591