Dikan'ny teny : fisahotahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahotaka)a,:Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan'ny vahoaka no tsy hita holazaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel