Dikan'ny teny : fisahiranana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahirana) a.: Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin'ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin'ny fisahirananareo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel