Dikan'ny teny : fisahanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahana) a.: Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha ma-ro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel