Dikan'ny teny : fisafotofotoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (safotofoto) a.: Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan'ny entana ao an'efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao. 1Flfangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan'it9 kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel