Dikan'ny teny : fisafotofoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (safotofoto) a.: Toetran'ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton'ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel