Dikan'ny teny : fisafontina

Hampiditra dikany vaovao
1 (safontina) a.: Toetran'ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray: Ny fisafontin'ny fahavalo no atahorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel