Dikan'ny teny : fisafoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (safo) a.: Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana ha-taira no nataony. 1 Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin'ny sivy ora nY fisafoana ao amin'ny hopitaly. 1 Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan'ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary miseho ho miasa tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel