Dikan'ny teny : fisafo
Hampiditra dikany hafa
(safo) a.: Fomba entina misafo, na mampandalo moramora ny tanna eo ambony zavatra iray izany, na mandalo mba hijery ny fandehan-javatra iray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha