Dikan'ny teny : fisafelika

Hampiditra dikany vaovao
1 (safelika) a.: Toetran'ny zavatra misafelika na mandeha miolaka fa tsy mahitsy: Torovok'amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra (ohabolana enti-milaza fa ny tenin'ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel