Dikan'ny teny : fisadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sadika) a.: Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay uehivavy noho ny fisadikan'ny tadim-poitran'ilay zaza nanodidina ny vatany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel