Dikan'ny teny : fisabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sabaka) a.: Fomba entina misabaka na mampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mompihomehy ny fisabakan'io zaza io rehefa mandeha. ~ Toetran'ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan'ny lafiny roc amin'it9 telolafy it9. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel