Dikan'ny teny : firombaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(rombaka) a.: Fomba entina maka an-keriny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(rombaka) ci.: Farango marani-doha ampiasain'ny olona fakana amalona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha