Dikan'ny teny : firoky
Hampiditra dikany hafa
(roky) a.: Fomban'ny olona miroky, izany boe tsy miteny mahitsy: Ny firokin' ny tambaniuohitra any amin' ny faritany sasantsasany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha