Dikan'ny teny : firodorodoana
Hampiditra dikany hafa
(rodorodo) a.: Fandehanana maro miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin'izany; fiasana haingana mirotoroto, firotorotoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha