Dikan'ny teny : firodorodo

Hampiditra dikany vaovao
1 (rodorodo) a.: Toetra na fomban'ny olona na biby mirodorodo, izany hoe mandeha maro miaraka ary haingana ka mitabataba be amin'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel