Dikan'ny teny : firitsoka
Hampiditra dikany hafa
1.
(ritsoka)a.:Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha