Dikan'ny teny : firioriovana
Hampiditra dikany hafa
(riorio) a.: Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin'ny tsy izy; fandehanana atsy fandehanana eroa, tsy fitombenana amin' ny toerana na zavatra iray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha