Dikan'ny teny : firinga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivalanana, tay, diky. a Firingan-delo: lelo maina mitakosina eny amin' ny takolaka; be lelo, paka lelo. / Firinga mievotra: olona tsinontsinona tafakatra ambonimbony ka manjary be hambo sy be eboebo. / Firinga monina: teny iantsoana ny sofina. / Lava-piringa: lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran'ny toerana manodidina; gabone. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel