Dikan'ny teny : firavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ravaka) a.: Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran'ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny uolo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel