Dikan'ny teny : firatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ratra) a.: Toetran'ny volana miratra. Ahitsio
2 a. f t.: Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana. - t.i.f.: Mamiratra, mamirapiratra, famiratra, mpamiratra ) amlratana, famiratana, famirapiratana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel