Dikan'ny teny : firarazana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Zorn firarazana (rary razana) a: Ny zorontrano avaratra atsinanana, izay firarian'ny razana, izany hoe fivavahan'ny razana tamin'Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin'ny razana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel