Dikan'ny teny : firaparapana

Hampiditra dikany vaovao
1 (raparapa) a.: Famindrana na fandehanana tsy mahita izaY hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel