Dikan'ny teny : firaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan- kanina mora simba, sy faninginana, arY ny fira-mainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel