Dikan'ny teny : firaharahana

Hampiditra dikany hafa
(raharaha) a.: Fikarakarana: Firaharahana ny fanambadian'ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao. 1 Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny. 1 Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahan tokantrano ve dia an'ny vehivavy irery? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0227