Dikan'ny teny : fira

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana. 1 Filazana zavatra amin'ny teny fohy. - t.i.f.: Firaina, afira, voafira ( mamira, famira, mpamira 1 amirana, famirana ) mahafira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel