Dikan'ny teny : fipotsahana
Hampiditra dikany hafa
(potaaka) a.: Fivoahana ivelan'ny tranony, fivoahana avy ao amy..., fisehoana avy ao...: Ny fipotsahan'ny nana avy ao amin' ny vay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha