Dikan'ny teny : fiposahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (poraka) a.: Fisehoana, fitrangana: Amin'ny 6 ora ny fiposahan'ny masoandro amin'izao fizaran-taona izao. e Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel