Dikan'ny teny : fiporitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (poritsaka) a.: Fomban'ny olona miporitsaka, izany hoe mianjera avy eny an-tanana tsy lifta akory, lasa midify haingana tsy tra-maso, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel