Dikan'ny teny : fipoahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (poaka) a.: Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan'ny basinao. ~ Fahavakisana miparitaka tampoka, Tonga hatrany amin'ny 30 m ny fipoahan'ny uato, ~ Fiposahan'ny masoandxo (na amin'ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan'ny masoandro indray raha ta haka sary ianao. e Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin'ny fipoahan'ny ady farany iny. ? Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan'ny hoditra may. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel