Dikan'ny teny : fipitrapitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (pitrapitra) a.: Fomban'ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran'ny masony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel