Dikan'ny teny : fipetrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 mibahan-toerana noho ny hatezerana. Ahitsio
2 (petraka) a,: Fitombenana: Mahavo azy ny fiPetrahan'ny alika noho ny fitsanganany. ~ Fitoerana: Aiza ny fipetrahan'ny sira ato an-dakozia? 1 Fonenana: Any ambaniuohitra no fipetrahanay raha uakansy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel