Dikan'ny teny : fipepo

Hampiditra dikany vaovao
1 (pepo) a.: Toetran'ny zavatra mipepo, izany hoe misy lampons; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao. e Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel