Dikan'ny teny : fipenimpenina
Hampiditra dikany hafa
(penimpenina) a.: Fomban'ny olona mipenimpenina, izany hoe sahiran-kevitra mahatonga hivezika atsy hivezika aroa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha