Dikan'ny teny : fipatrapatraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (patrapatraka) a.: Toetran'ny zavatra (indrindra ny rano) mipatrapatraka, izany hoe mianjera mi-tete mahalankalana: Ny fipatrapatraky ny oram-bauenty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel