Dikan'ny teny : fioritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (oritro) a.: Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny zamba no mahatonga io ketrona io. •Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel