Dikan'ny teny : fiorika

Hampiditra dikany vaovao
1 (orika) a.: Fomba entina miorika, izany hoe miakatra any amin'ny toerana iavian'ny rano amin'ny renirano (mifanohitra amin'ny fivalana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel