Dikan'ny teny : fiompiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompy) a.: Famelomana sy fiahiana ary fikarakarana biby: Fambolena sy fiompiana no fuelomany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel