Dikan'ny teny : fiolonolona

Hampiditra dikany vaovao
1 (olonolona) a.: Fomba entina miolonolona, na fomban'ny olona miolonolona, izany hoe mihatakataka tsy te hiaraka amin'ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel