Dikan'ny teny : fioka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feon'ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin'ny fikivilivilin'ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon'ny omby hanoto vonon-kamely. - t.i.f, : Fiohina, afioka, voafioka ( mamioka, famioka, mpamioka / amiohana, famiohana / mifioka, fifioka / ifiohana, fifiohana / mahafioka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel