Dikan'ny teny : fioitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (oitra) a.: Fomban'ny zavatra na olona mioitra,izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin'ny maha-izy azy, raha olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel