Dikan'ny teny : fintinina

Hampiditra dikany hafa
(fintina) mt. ih. (fintino): Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy, 1 Lazaina amin'ny teny fohy: Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078