Dikan'ny teny : fintina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy ha-ka toerana be: Tsara fintina mihitsy ato anaty fiarambahoaka ato1 t.i.f.: Fintinina, voafintina 1 mamintina,famintin,mpamintina 1 amintinana, famintinana 1 mifintina, fifintina, mpifintina 1 mahafintina / mafintina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel