Dikan'ny teny : fintana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro. - t.i.f.: Fintanina, voafintana 1 mamintana, famintana, mpamintana 1 amintanana, famintanana / mahafintana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel