Dikan'ny teny : finjifinjy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. - t.i.f.: Maminjifinjy, faminjifinjy 1 aminjifinjiana, faminjifinjiana j mifinjifinjy, fifinjifinjy 1 ifinjifinjiana, fifinjifinjiana 1 mahafinjifinjy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel