Dikan'ny teny : finiavana
Hampiditra dikany hafa
(nia) a.: Fanaovanjavatra an-tsitrapo; asan'ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana at9 an-tany lavitra ats) amin'ny andro ratsy toy izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha