Dikan'ny teny : fingotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin'ny kitrokely nvozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy. ~ (bibY) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-bafala. - t.i.f.: Fingorana, voafingotra 1 mamingotxa, famingotra, mpamingotra j amingorana, famingorana / mahafingotra. Ahitsio
2 a.: Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro–( toy ny kodiaran'ny fiarakodia, bisikilety... Ahitsio
3 a.: Hazo iray karazana amin'ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel