Dikan'ny teny : fingafingana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fingafinga) a.: Fahasahiranana mamindra matetika. ? Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa mandeha aminy voatery ho mateti-pamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel