Dikan'ny teny : fingafinga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famindra matetika noho ny tena voasakantsakan'ny akanjo tery. 1 Fingafingaina 1 mamingafinga, famingafinga, mpamingafinga 1 amingafingana, famingafingana 1 mifingafinga, fifingafinga, mpifingafinga I ifingafingan, fifingafingana I mahafingafinga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel